Teny iditra | 1 manao sikim-ponitra |
Singan-teny | 2 manao, sikim-ponitra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] mamatotra mafy ny sikina manodidina ny valahana ho mariky ny fahavononana hiasa mafy |
Tovy hevitra | 5 misikim-ponitra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |